Isaia 61:11 MG1865

11 Fa tahaka ny tany mampitsimoka izay ao aminy, ary tahaka ny tanimboly mampaniry izay nafafy tao aminy, dia toy izany no hampisehoan'i Jehovah Tompo fahamarinana sy fiderana eo anatrehan'ny firenena rehetra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 61

Jereo Isaia 61:11 amin'ny teny manodidina.