Isaia 62:1 MG1865

1 Tsy hangina Aho noho ny amin'i Ziona, Ary tsy hitsaha-miteny Aho noho ny amin'i Jerosalema, mandra-piposaky ny fahamarinany tahaka ny famirapiratry ny mazava, ary ny famonjena azy tahaka ny fanilo mirehitra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 62

Jereo Isaia 62:1 amin'ny teny manodidina.