Isaia 62:2 MG1865

2 Ny firenena hahita ny fahamarinanao, ary ny mpanjaka rehetra hahita ny voninahitrao; dia homena anaram-baovao ianao, Izay hotononin'ny vavan'i Jehovah;

Vakio ny toko manontolo Isaia 62

Jereo Isaia 62:2 amin'ny teny manodidina.