Isaia 61:8 MG1865

8 Fa Izaho Jehovah dia tia rariny; halako ny fandrombahana amin'ny faharatsiana; homeko ny valin'asany amin'ny fahamarinana izy, ary fanekena mandrakizay no hataoko aminy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 61

Jereo Isaia 61:8 amin'ny teny manodidina.