7 Ny henatrareo hosoloana avy roa heny, ary ny tondromaso hosoloana hoby amin'ny anjara-lovany; ary noho izany dia hahazo indroa heny ao amin'ny taniny izy, fifaliana mandrakizay no ho azy.
Vakio ny toko manontolo Isaia 61
Jereo Isaia 61:7 amin'ny teny manodidina.