Isaia 62:10 MG1865

10 Mivoaha, mivoaha amin'ny vavahady, amboary ny lalana halehan'ny olona; asandrato ho avo ny lalambe; esory ny vato eny aminy; manangàna faneva ho tazan'ny firenena.

Vakio ny toko manontolo Isaia 62

Jereo Isaia 62:10 amin'ny teny manodidina.