Isaia 62:11 MG1865

11 Indro, Jehovah efa nanambara hatrany amin'ny faran'izao tontolo izao nanao hoe: Lazao amin'i Ziona zanakavavy: Indro, avy ny famonjena anao; Indro; ny valim-pitia hatolony dia ao aminy, ary ny valin'asa homeny dia eo anoloany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 62

Jereo Isaia 62:11 amin'ny teny manodidina.