Isaia 62:12 MG1865

12 Ary Ireny hotononina hoe Firenena masina, dia olona navotan'i Jehovah; ary ianao dia hatao hoe Ilay notadiavina, Tanàna tsy foy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 62

Jereo Isaia 62:12 amin'ny teny manodidina.