Isaia 63:1 MG1865

1 Iza moa Ity avy any Edoma, dia avy any Bozra, ka mena mangatrakatraka ny fitafiany, dia Ity Izay mareva-pitafiana sy miandranandrana amin'ny haben ny heriny? Izaho Izay mitory fahamarinana sady manan-kery hamonjy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 63

Jereo Isaia 63:1 amin'ny teny manodidina.