Isaia 62:6 MG1865

6 Efa nanendry mpiambina ho eny ambonin'ny mandanao Aho, ry Jerosalema ô, koa mandrakariva na andro na alina dia tsy mahazo mangina ireny; eny, ianareo izay mpampahatsiaro an'i Jehovah, aza mitsahatra;

Vakio ny toko manontolo Isaia 62

Jereo Isaia 62:6 amin'ny teny manodidina.