Isaia 62:5 MG1865

5 Fa tahaka ny zatovo mampakatra virijina ho vadiny no hampakaran'ny mponina aminao anao; ary tahaka ny fifalian'ny mpampakatra amin'ny ampakariny no hifalian'Andriamanitrao aminao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 62

Jereo Isaia 62:5 amin'ny teny manodidina.