Isaia 64:5 MG1865

5 Fa samy efa tahaka ny olo-maloto izahay rehetra, ary tahaka ny lamba mihosin-drà ny fahamarinanay rehetra; Malazo tahaka ny ravina izahay rehetra, ary ny helokay mipaoka anay tahaka ny rivotra,

Vakio ny toko manontolo Isaia 64

Jereo Isaia 64:5 amin'ny teny manodidina.