6 Tsy misy miantso ny anaranao, na mifoha hifikitra aminao; fa efa nanafina ny tavanao taminay Hianao ka nandevona anay noho ny helokay.
Vakio ny toko manontolo Isaia 64
Jereo Isaia 64:6 amin'ny teny manodidina.