Isaia 64:7 MG1865

7 Fa ankehitriny, Jehovah ô, rainay Hianao; izahay dia tanimanga, ary Hianao no mpanefy anay, ary asan'ny tananao izahay rehetra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 64

Jereo Isaia 64:7 amin'ny teny manodidina.