Isaia 65:11 MG1865

11 Fa ny aminareo izay mahafoy an'i Jehovah sy manadino ny tendrombohitro masina, sady mamelatra latabatra ho an'i Gada sy mampidina divay noharoharoan-javatra ho an'i Meny,

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:11 amin'ny teny manodidina.