Isaia 65:12 MG1865

12 Dia hotendreko ho voan'ny sabatra ianareo ka hankohofina hovonoina avokoa, satria niantso Aho, fa tsy namaly ianareo, niteny Aho, fa tsy nihaino ianareo, fa nanao izay ratsy eo imasoko, ary izay tsy sitrako no nofidinareo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:12 amin'ny teny manodidina.