Isaia 65:15 MG1865

15 Ary hamela ny anaranareo ho fiozonana amin'ireo voafidiko ianareo, ary hahafaty anao Jehovah Tompo; fa ny mpanompony kosa dia homeny anaram-baovao;

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:15 amin'ny teny manodidina.