Isaia 65:16 MG1865

16 Ka izay miarahaba tena etỳ ambonin'ny tany dia hanao izany amin'ny anaran'Andriamanitry ny Amena; ary izay mianiana etỳ ambonin'ny tany dia hianiana amin'Andriamanitry ny Amena, satria efa hadino ny fahoriana taloha, sady voafina izany ka tsy hitan'ny masoko.

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:16 amin'ny teny manodidina.