Isaia 65:17 MG1865

17 Fa, indro, Izaho mahary lanitra vaovao sy tany vaovao, ka dia tsy hotsarovana intsony ny taloha, na ho mby ao an-tsaina akory aza.

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:17 amin'ny teny manodidina.