Isaia 65:18 MG1865

18 Fa mifalia kosa sy miravoravoa mandrakizay, satria mahary izany Aho; fa, indro, mahary an'i Jerosalema ho fifaliana Aho ary ny olony ho firavoravoana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:18 amin'ny teny manodidina.