Isaia 65:19 MG1865

19 Dia ho faly amin'i Jerosalema Aho sy ho ravoravo amin'ny oloko; ary ny feo mitomany tsy ho re any intsony, na ny feo mitaraina.

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:19 amin'ny teny manodidina.