Isaia 65:20 MG1865

20 Ary na dia ny zaza minono any aza dia tsy ho fohy andro, ary tsy hisy anti-panahy izay tsy nahatapitra ny androny; fa mbola zatovo ihany izay maty na dia efa zato taona aza, ary ny mpanota aza, dia hahatratra zato taona vao hozonina.

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:20 amin'ny teny manodidina.