Isaia 65:22 MG1865

22 Tsy hanao trano hitoeran'olon-kafa izy, Na hamboly zavatra hohanin'olon-kafa; Fa ho tahaka ny andron'ny hazo ny andron'ny oloko, Ary ireo voafidiko dia hanaram-po amin'ny asan'ny tanany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:22 amin'ny teny manodidina.