Isaia 65:23 MG1865

23 Tsy hisasatra foana izy, na hitera-jaza ho tratry ny loza tampoka; Fa taranak'izay notahin'i Jehovah ireo, Ary ny terany ho ao aminy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:23 amin'ny teny manodidina.