Isaia 65:8 MG1865

8 Izao no lazain'i Jehovah: Tahaka ny ranom-boaloboka hita ao antsampahony ka ataon'ny olona hoe: Aza simbana, fa misy fitahiana ao anatiny dia toy izany no hataoko noho ny amin'ny mpanompoko, ka tsy hanimba azy rehetra Aho.

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:8 amin'ny teny manodidina.