Isaia 65:7 MG1865

7 Ny helokareo sy ny heloky ny razanareo koa, hoy Jehovah, dia izay olona nandoro ditin-kazo manitra teny an-tendrombohitra ary nihaika Ahy teny amin'ny havoana; eny, hamatra ny valin'ny asany ho ao an-tratrany Aho aloha.

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:7 amin'ny teny manodidina.