13 Tahaka ny olona ampiononin-dreniny No hampiononako anareo; Eny, ao Jerosalema no hampiononana anareo.
Vakio ny toko manontolo Isaia 66
Jereo Isaia 66:13 amin'ny teny manodidina.