Isaia 66:14 MG1865

14 Dia hahita izany ianareo, ka ho faly ny fonareo, Ary ny taolanareo ho tsara fitombo tahaka ny ahi-matiso; Ary ny tànan'i Jehovah dia ataony fantatry ny mpanompony, Fa ho tezitra amin'ny fahavalony kosa Izy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 66

Jereo Isaia 66:14 amin'ny teny manodidina.