Isaia 66:15 MG1865

15 Fa, indro, Jehovah ho avy amin'ny afo, Ary tahaka ny tadio ny kalesiny, Mba hanao famaliana amin'ny fahatezerany mirehitra, Sy ny fitenenany mafy amin'ny lelafo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 66

Jereo Isaia 66:15 amin'ny teny manodidina.