Isaia 9:4 MG1865

4 Fa ny kiraron'izay mitrevatreva fandeha eo amin'ny fihorakorahan'ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin'ny afo izany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 9

Jereo Isaia 9:4 amin'ny teny manodidina.