Isaia 9:5 MG1865

5 Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 9

Jereo Isaia 9:5 amin'ny teny manodidina.