Jeremia 1:15 MG1865

15 Fa, indro, hantsoiko firenena rehetra amin'ny fanjakana any avaratra, hoy Jehovah; dia ho tonga izy, ka samy hametraka ny seza fiandrianany eo anoloan'ny vavahadin'i Jerosalema avokoa hamelezany ny mandany rehetra manodidina sy ny tanàna rehetra any Joda.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 1

Jereo Jeremia 1:15 amin'ny teny manodidina.