Jeremia 1:16 MG1865

16 Ary hifandahatra aminy Aho noho ny haratsiany rehetra, dia ny nahafoizany Ahy sy ny nandoroany ditin-kazo manitra ho an'ny andriamani-kafa ary ny niankohofany teo anatrehan'ny asan'ny tànany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 1

Jereo Jeremia 1:16 amin'ny teny manodidina.