Jeremia 1:17 MG1865

17 Fa ianao kosa dia misikìna, ary miomàna, ka lazao aminy izao rehetra andidiako anao izao; aza matahotra ireo, fandrao dia hataoko raiki-tahotra eo anatrehany ianao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 1

Jereo Jeremia 1:17 amin'ny teny manodidina.