Jeremia 1:18 MG1865

18 Indro, Izaho hanao anao ho tanàna mimanda sy andry vy ary manda varahina mba tsy ho leon'ny tany rehetra, na ny mpanjakan'ny Joda, na ny lehibeny, na ny mpisorony, na ny vahoaka.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 1

Jereo Jeremia 1:18 amin'ny teny manodidina.