Jeremia 10:10 MG1865

10 Fa Jehovah no Andriamanitra tokoa, eny, Izy no Andriamanitra velona sy Mpanjaka mandrakizay. Izay mampihorohoro ny tany amin'ny fahatezerany, ka tsy tantin'ny firenena ny fahavinirany

Vakio ny toko manontolo Jeremia 10

Jereo Jeremia 10:10 amin'ny teny manodidina.