Jeremia 10:9 MG1865

9 Volafotsy voafisaka nalaina avy tany Tarsisy sy volamena avy tany Ofaza Izany, asan-tanan'ny mpiasa sy ny mpanefy volamena; Lamba manga sy volomparasy ny fitafiany; Asan'ny mahay zavatra izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 10

Jereo Jeremia 10:9 amin'ny teny manodidina.