Jeremia 11:11 MG1865

11 Koa izao no lazain'i Jehovah: Indro, Izaho hahatonga loza aminy, izay tsy azony handosirana; Ary na dia hitaraina amiko aza izy, dia tsy hihaino azy Aho.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 11

Jereo Jeremia 11:11 amin'ny teny manodidina.