12 Dia handeha ny tanànan'ny Joda sy ny mponina any Jerosalema ka hitaraina amin'ireny andriamaniny, izay efa nandoroany ditin-kazo manitra; Nefa ireny tsy hahavonjy azy akory amin'ny andro fahoriany.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 11
Jereo Jeremia 11:12 amin'ny teny manodidina.