Jeremia 11:5 MG1865

5 Mba hotoviko ny fianianana izay nianianako tamin'ny razanareo, dia ny hanomezana azy tany tondra-dronono sy tantely tahaka ny amin'izao anio izao. Dia namaly aho ka nanao hoe: Ho izany tokoa anie, Jehovah ô!

Vakio ny toko manontolo Jeremia 11

Jereo Jeremia 11:5 amin'ny teny manodidina.