Jeremia 11:6 MG1865

6 Ary hoy Jehovah tamiko: Torio any an-tanànan'ny Joda sy any an-dalamben'i Jerosalema Izany teny rehetra izany, ka lazao hoe: Henoy ny tenin'izao fanekena izao, ka ankatoavy izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 11

Jereo Jeremia 11:6 amin'ny teny manodidina.