Jeremia 11:7 MG1865

7 Fa nananatra mafy ny razanareo Aho tamin'ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta ka ambaraka androany; Eny, nifoha maraina koa Aho ka nananatra hoe: Mihainoa ny feoko.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 11

Jereo Jeremia 11:7 amin'ny teny manodidina.