Jeremia 12:1 MG1865

1 Raha mifandahatra aminao aho, Jehovah ô dia Hianao no marina; Nefa kosa aoka ihany mba handahatra aminao aho: Nahoana ary no ambinina ny lalan'ny ratsy fanahy? Nahoana no miadana ny mpiodina rehetra?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 12

Jereo Jeremia 12:1 amin'ny teny manodidina.