Jeremia 12:2 MG1865

2 Nambolenao izy, ka dia miorim-paka; Mitombo izy, ka dia mamoa; Manakaiky Anao amin'ny vavany izy, nefa manalavitra Anao amin'ny fony.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 12

Jereo Jeremia 12:2 amin'ny teny manodidina.