Jeremia 12:3 MG1865

3 Fa Hianao, Jehovah ô, mahalala ahy; Mahita ahy Hianao sady mizaha toetra ny foko ny aminao; Sariho toy ny ondry hovonoina ireny, ary atokàny ho amin'ny andro hamonoana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 12

Jereo Jeremia 12:3 amin'ny teny manodidina.