Jeremia 12:12 MG1865

12 Ny mpandrava dia tonga any amin'ny tendrombohitra mangadihady rehetra any an-efitra; Fa misy sabatr'i Jehovah mandringana amin'ny faran'ny tany ka hatramin'ny farany koa, ka dia tsy misy fiadanana ho an'ny nofo rehetra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 12

Jereo Jeremia 12:12 amin'ny teny manodidina.