Jeremia 12:13 MG1865

13 Vary no nafafiny, fa tsilo no nojinjany; Nanasatra ny tenany izy, kanjo herim-po very foana izany; Dia hangaihay ny amin'ny zavatra azonareo ianareo noho ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 12

Jereo Jeremia 12:13 amin'ny teny manodidina.