Jeremia 12:16 MG1865

16 Koa raha mba hianatra ny fanaon'ny oloko tokoa ireo ka hianiana amin'ny anarako hoe: Raha velona koa Jehovah, tahaka ny nampianaran'ireo ny oloko hianiana amin'i Bala, dia haorina ao amin'ny oloko izy;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 12

Jereo Jeremia 12:16 amin'ny teny manodidina.