Jeremia 12:17 MG1865

17 Fa raha tsy hankatò kosa izy, dia hongotako izany firenena izany, eny, hongotako sy haringako izy, hoy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 12

Jereo Jeremia 12:17 amin'ny teny manodidina.