22 Ary raha manao anakampo ianao hoe: ahoana no nahatonga izao tamiko? Noho ny haben'ny helokao no nampiaingana ny moron-tongotr'akanjonao sy nandratrana ny ombelahin-tongotrao.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 13
Jereo Jeremia 13:22 amin'ny teny manodidina.